JSON mitahiry ireo "quotes" na "citations" malagasy (malaza na tsia).
Raha hampiditra "quotes" vaovao dia araho ito toromarika ito:
-
Manaova
Forkka tsindrio ilay bokotra volon-davenona amin'ny farany havanana mifanitsy amin'ny anaran'ilayrepository -
Alaivo ho ao amin'ny "ordinateur"-nao ilay
Forkteo amin'ny alalan'nygit clone -
Mamorona
branchvaovao ohatragit branch modif1 -
Mifindrà ao amin'ilay
branchvao noforoninao teogit checkout modif1 -
Sokafy ilay
quotes.jsonary jereo sao efa tafiditra ao ilay tianao ampidirina. -
Ampitovio amin'ito ohatra ambany ito izay ampidirinao ary ataovy eny amin'ny farany ambany amin'ilay
quotes.json
[
{
"name": "Ra Force",
"quotes": [
"Amin'azy amin'azy"
]
},
{
"name": "Andry Nirina Rajoelina",
"quotes": [
"Velirano no ataoko aminao ry vahoaka malagasy fa ..."
]
},
{
"name": "Marc Ravalomanana",
"quotes": [
"Faly aho, tena faly aho"
]
}
]
Efa natao array ny quotes ka raha toa ka efa manana quote ao ilay olona dia eo ambanin'ilay azy farany apetraka izay ampianao.
-
Tehirizo ny fanovana nataonao.
-
Manaova
commithanamarihanao ilay fanovana. -
Alefaso ao amin'ilay
Forknataonao ilay fanovana. -
Manaova
Pull requestsao amin'ny https://github.com/rasolofonirina/quotes-gasy/
- Ialao ny fanoratra SMS.
- Mba tsy ahasarotra ny fanekena ny
pull requestizay ataonao dia manaova foanagit pullmialohan'ny handefasanao azy.
Alohan'ny handefasana ny fanovana makany amin'ny Fork dia tsara raha atao manaraka ny alfabeta ny lisitry ny quotes mba hanamora ny fitadiavana teny.
Ahafahana manao izany dia misy Extensions VSCode maro azo ampiasaina, fa ity iray ity no atao ohatra sy ampiasaina eto : Sort JSON
- Fomba hakana azy
Sokafy ny
VSCodedia tsindio ny(Ctrl + P)ary adikao ao ityCommandemanaraka ity
ext install Thinker.sort-json
- Fomba fampiasana azy
